Sarin'ny maintimolaly : AO VE IANAO ?

Publié le par JOYCE

     TONGA NY SARIN'NY           MAINTIMOLALY  E       

Ireo no isan'ny "surveillants" tamin'ny taona 1975-1985. Mr "Raboribory" izao io amin'ny ankavanana io ! Fa iza moa no tena anarany, satria olona nahavita be ho an'ny LMA izy ka tsara raha omena hajany ! Miangavy anareo izay mahalàlà mba hampità izany aty amin'ny blog ! Misaotra mialoha !

Soratra avy amin'i Gustave Razafy : filohan'ny ALMA - Madagascar : (io amin'ny sary)

 Iza no tena anaran'i RABORIBORY ?

RANAMISON Martin

no anarany ary na dia efa misotro ronono aza izy izao dia tsy niova firy fa dia iny ihany.

 

 

Nisy zafikeliny narary taty ary nila "evacuation sanitaire" tany France tamin'ny 2004, Niantso ny Anciens LMA izy hanampy azy ary tsy nisalasala ny namana izay tratra antso nifanome tanana , na ara-bola izay na amin'ny fikarakarana tamin'ny fandehanan'ilay zaza , eny hatramin'ny fitsenana sy ny fitsaboana azy taty France  dia toa nisy Anciens LMA nanampy azy .

Jereo ny site :Madagascar Des nouvelles d'Ando : http://www.madanight.com/viewtopic_1149.htm

 

Manantena izahay fa ho itanao ao ny sarinao, na ny an'ny namanao...

Raha tsy diso izahay dia prof d'anglais io ramose mitàna suitcase io. Nisy nahafantatra azy ve ianareo ?

Raha fantatrao ny taona, kilasy mifanentana amin'ireo sary ireo dia manoràtà ao amin'ny "commentaire", na ao amin'ny "Forum", na ao amin'ny "e-mail" :

lma-ex@netcourrier.com

Tadidin-tsika ve ilay hira manao hoe :

" ...Nanao volley aho ka raharesy ny ekipanay

Dia tonga i Solo, falifaly,...menamenatra ... ! "

Endrika iray fantatra mantsy,  dia ampy hamelomana ny tsiahy, sy ny fahatsiarovana !!

(Misy fantatrao ve eto ?)

Havaokanay tsikelikely eto izy mba hampilendalenda an-tsika e!

(Taona firy ? Iza no iza ? Taiza ?...)

Mialà tsiny aloha raha misy fahavoazana ny sary indraindray satria efa misy mihoatran'ny 25 taona ny sasany amin'izy ireo

 Sady endrika no.....mahay ! ! !

Aiza ianareo amin'izao fotoana izao ?

Atoa RABE Simon izao io afovoany io  

Vangio matetika ity toeram-pahatsiarovana ity e ! !

Hisy sary fanampiny indray amin'ny manaraka !!!

Raha manana sary hafa ianao ....

dia mandefasa e-mail :

lma-ex@netcourrier.com

 

 

Misaotra an'i Rà-BEPC mpaka sary

sy NY EJA  nandefa azy ireo ! !

Efa ho 47 no isan'ireto mpianatra iray kilasy ireto, nefa fantatra tsara fa ny mpianatra malagasy no isany manana "niveau" ambony tokoa rehefa manohy fianarana aty am-pitan-dranomasina. Na maro anaka aza ny LMA dia mahay mitaiza sy mana-be ny zanany tokoa....

joyce

Publié dans lma.anciens

Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article