Hikorana indray ny LMA any DAGO

Publié le par Benja

NDAO HIREVY II

Tadidinao ve ny "NDAO HIREVY 1 ? "

Nahafinaritra tokoa izany ka dia raikitra indray ary ny "NDAO HIREVY II" !!

KARAOKE-DANCING

Hihaona indray ao amin'ny

Salle 30 - LMA isika anciens LMA eto

Antananarivo ny Zoma 1 Jona 2007 @ 21h00.

Mandritry ny KARAOKE-DANCING no hanaovana izany "NDAO HIREVY II" izany (tohin'ny efa natomboka tamin'ny herintaona).

Toy izao ny fandaharam-potoana:

I- FANAITAIRANA

21H00: Jazz "live"mandritra ny 40 mn
21:40: Folk "live"mandritra ny 40 mn (hisy mpitendry; afaka mandray anjara daholo ny rehetra)
22:20: Variétés sy Kalon'ny Fahiny "live" hanehoan'i Coco (mpitendry ao amin'ny "Korana Music") ny fahaizany clavier, mandritry ny 40 mn. Mpihira: izaho, ianao, isika)

II- VENTIN'NY FIHAONANA

23:00: HIRA sy DIHY mandram-parainan'ny andro (mpandray anjara: ny rehetra, eo ambany fitarian'ireo mpanentana)

Mpanentana: ireo anciens sy ny mpanohana ny fikambanana

Fandraisana anjara: 5.000 Ariary isan'olona (ahazoana zava-pisotro iray izay tiana sy tsakitsaky)

Fandraisana anjara:

Entano avokoa ny ankohonana / fianakaviana / namantsika fa efa ela loatra tsy nihaona.
Ao isika mahafantatra hoe "aiza indray no hihaona amin'ny manaraka, ary rahoviana".

Tsara raha manao "réservation"-na latabatra fa kelikely ihany ny efitranontsika. (Benja: 033 02 695 64).
Tsara ihany koa raha alefa any aminy mialoha  ny hira tianao hiraina raha efa fantatrao, mba ahafahana manao azy anaty PowerPoint.

Mifampilazà, ary tongava maro. ! ! !

Amin'ny anaran'ny Filohan'ny Fikambanana (Maître Gustave Razakamanantsoa)

Andriamahandrimanana Ramarozatovo (Benja)

PS : Manasa an-tsika hianatra ny hira faneva etsy ambany mba ho ventesina isaky ny mihaona e!

joyce

Publié dans lma.anciens

Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article
M

Blogs are so informative where we get lots of information on any topic. Nice job keep it up!!

mba dissertation

Répondre